# Josoa nambabo ireo mpanjaka rehetra sy ny taniny Ity dia maneho amin'ireo mpanjaka sy ireo tany izay natsofoka tanaty lisitra tany am-piatombohana. # Josoa nambabo Eto Josoa dia maneho ny miaramilany rehetra. D.H: "Josoa sy ireo miaramilany dia babo" # indray mandeha Ity dia tsy midika iray andro. Ity dia midika hoe mandritry ny vondron'ny miaramila iray, izay mety efa namarana andro na herinandro maromaro.