plt_tn/jos/10/13.md

8 lines
298 B
Markdown

# ny firenena
Ity dia maneho ny firenen'Israely.
# Tsy voasoratra ao anaty Bokin'i Jasara ve izany?
Ny mpanoratra mampiasa izany fanontaniana izany tahaka ny fampahafantarana fototra ampahatsiahivana ny mpamaky fa tsara ny zava-nitranga. D.H: "Izany dia voasoratra tao amin'ny bokin'ni Jasara."