plt_tn/jos/10/13.md

298 B

ny firenena

Ity dia maneho ny firenen'Israely.

Tsy voasoratra ao anaty Bokin'i Jasara ve izany?

Ny mpanoratra mampiasa izany fanontaniana izany tahaka ny fampahafantarana fototra ampahatsiahivana ny mpamaky fa tsara ny zava-nitranga. D.H: "Izany dia voasoratra tao amin'ny bokin'ni Jasara."