# ny firenena Ity dia maneho ny firenen'Israely. # Tsy voasoratra ao anaty Bokin'i Jasara ve izany? Ny mpanoratra mampiasa izany fanontaniana izany tahaka ny fampahafantarana fototra ampahatsiahivana ny mpamaky fa tsara ny zava-nitranga. D.H: "Izany dia voasoratra tao amin'ny bokin'ni Jasara."