plt_tn/jos/10/08.md

299 B

Efa nomeko ho eo am-pelan-tananao izy ireo

Etoana "tanana" dia maneho ny herin'ny vahoakan'Israely sy ny fahaizany mba handresena ireo fahavalony. Ny teny "izy ireo" dia manambara ny fanafihan'ireo miaramila.

Efa nomeko azy ireo

Eto ny teny "azy ireo" dia maneho ny fanafihan'ireo miaramila.