plt_tn/jos/10/08.md

8 lines
299 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Efa nomeko ho eo am-pelan-tananao izy ireo
Etoana "tanana" dia maneho ny herin'ny vahoakan'Israely sy ny fahaizany mba handresena ireo fahavalony. Ny teny "izy ireo" dia manambara ny fanafihan'ireo miaramila.
# Efa nomeko azy ireo
Eto ny teny "azy ireo" dia maneho ny fanafihan'ireo miaramila.