# Efa nomeko ho eo am-pelan-tananao izy ireo Etoana "tanana" dia maneho ny herin'ny vahoakan'Israely sy ny fahaizany mba handresena ireo fahavalony. Ny teny "izy ireo" dia manambara ny fanafihan'ireo miaramila. # Efa nomeko azy ireo Eto ny teny "azy ireo" dia maneho ny fanafihan'ireo miaramila.