plt_tn/jos/10/06.md

407 B

Hoy izy ireo

Ny teny "Izy ireo" eto dia maneho an'ireo Gibeonita.

Aza esorina eo amin'ny mpanomponareo ny tananareo

Izany fangatahana tsara izany dia voalaza amin'ny hevitra ratsy roa anasongadinana ny filàna ho amin'ny fihetsika tsara. D.H: "Mba tongava ary ampiasao ny herinao mba hiarovana anay."

ny tananareo

Ny teny "tanana" eto dia maneho ny herin'ny vahoakan'Israely. D.H: "ny herinareo"