# Hoy izy ireo Ny teny "Izy ireo" eto dia maneho an'ireo Gibeonita. # Aza esorina eo amin'ny mpanomponareo ny tananareo Izany fangatahana tsara izany dia voalaza amin'ny hevitra ratsy roa anasongadinana ny filàna ho amin'ny fihetsika tsara. D.H: "Mba tongava ary ampiasao ny herinao mba hiarovana anay." # ny tananareo Ny teny "tanana" eto dia maneho ny herin'ny vahoakan'Israely. D.H: "ny herinareo"