plt_tn/jos/10/06.md

12 lines
407 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Hoy izy ireo
Ny teny "Izy ireo" eto dia maneho an'ireo Gibeonita.
# Aza esorina eo amin'ny mpanomponareo ny tananareo
Izany fangatahana tsara izany dia voalaza amin'ny hevitra ratsy roa anasongadinana ny filàna ho amin'ny fihetsika tsara. D.H: "Mba tongava ary ampiasao ny herinao mba hiarovana anay."
# ny tananareo
Ny teny "tanana" eto dia maneho ny herin'ny vahoakan'Israely. D.H: "ny herinareo"