plt_tn/jos/09/11.md

8 lines
268 B
Markdown

# eny an-tananareo
Ity fehezanteny ity dia midika hoe "alaivo miaraka aminareo." Etoana ny teny "tanana" dia manambara fanana avy amin'ireo vatsin'ny Gibeonita.
# Mandehana mihaona amin'izy ireo ary lazao izy ireo
Ny teny "izy ireo" dia maneho ny vahoakan'Israely.