eny an-tananareo
Ity fehezanteny ity dia midika hoe "alaivo miaraka aminareo." Etoana ny teny "tanana" dia manambara fanana avy amin'ireo vatsin'ny Gibeonita.
Mandehana mihaona amin'izy ireo ary lazao izy ireo
Ny teny "izy ireo" dia maneho ny vahoakan'Israely.