# eny an-tananareo Ity fehezanteny ity dia midika hoe "alaivo miaraka aminareo." Etoana ny teny "tanana" dia manambara fanana avy amin'ireo vatsin'ny Gibeonita. # Mandehana mihaona amin'izy ireo ary lazao izy ireo Ny teny "izy ireo" dia maneho ny vahoakan'Israely.