plt_tn/jos/09/01.md

8 lines
259 B
Markdown

# Ny Jordana
anarana fohy ho an'ny Reniranon'ny Jordana
# eo ambany fifehezana iray
Eto ny "fifehezana" dia maneho ny iray izay nandidy azy ireo. Ho eo ambany fahefany dia maneho ny fankatoavana ireo lalàny. D.H: "fankatoavana ireo lalàn'ny lehibe iray"