# Ny Jordana anarana fohy ho an'ny Reniranon'ny Jordana # eo ambany fifehezana iray Eto ny "fifehezana" dia maneho ny iray izay nandidy azy ireo. Ho eo ambany fahefany dia maneho ny fankatoavana ireo lalàny. D.H: "fankatoavana ireo lalàn'ny lehibe iray"