plt_tn/jos/09/01.md

259 B

Ny Jordana

anarana fohy ho an'ny Reniranon'ny Jordana

eo ambany fifehezana iray

Eto ny "fifehezana" dia maneho ny iray izay nandidy azy ireo. Ho eo ambany fahefany dia maneho ny fankatoavana ireo lalàny. D.H: "fankatoavana ireo lalàn'ny lehibe iray"