plt_tn/jos/07/19.md

495 B

omeo Azy ny fiain-kelokao

"omeo Azy ny fiain-kelokao" azo lazaina amin'ny matoanteny miaiky. D.H: "miakiha Aminy"

Aza afenina amiko izany

Fanafenana vaovao dia manambara fiehazahana hampangina olona amin'ny fahafantarana izany. D.H: "Aza miezaka mampitandrina olona avy amin'ny fahafantarana izay efa vita"

roanjato sekely

Izany dia manodidina ny roa kilao.

dimampolo sekely

Izany dia manodidina ny 500 grama.

ao anaty tany ireo no nafenina

D.H: "Nafeniko ao anaty tany ireo"