plt_tn/jos/07/19.md

20 lines
495 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# omeo Azy ny fiain-kelokao
"omeo Azy ny fiain-kelokao" azo lazaina amin'ny matoanteny miaiky. D.H: "miakiha Aminy"
# Aza afenina amiko izany
Fanafenana vaovao dia manambara fiehazahana hampangina olona amin'ny fahafantarana izany. D.H: "Aza miezaka mampitandrina olona avy amin'ny fahafantarana izay efa vita"
# roanjato sekely
Izany dia manodidina ny roa kilao.
# dimampolo sekely
Izany dia manodidina ny 500 grama.
# ao anaty tany ireo no nafenina
D.H: "Nafeniko ao anaty tany ireo"