# omeo Azy ny fiain-kelokao "omeo Azy ny fiain-kelokao" azo lazaina amin'ny matoanteny miaiky. D.H: "miakiha Aminy" # Aza afenina amiko izany Fanafenana vaovao dia manambara fiehazahana hampangina olona amin'ny fahafantarana izany. D.H: "Aza miezaka mampitandrina olona avy amin'ny fahafantarana izay efa vita" # roanjato sekely Izany dia manodidina ny roa kilao. # dimampolo sekely Izany dia manodidina ny 500 grama. # ao anaty tany ireo no nafenina D.H: "Nafeniko ao anaty tany ireo"