plt_tn/jos/07/01.md

12 lines
414 B
Markdown

# ireo zavatra natokana ho amin'ny fandravana
"ireo zavatra izay efa nolazain'Andriamnitra dia tsy maintsy hatokan'izy ireo ho Azy amin'ny fandravana ireo.
# Hakana...Karmy...Zabdia...Zera
Anaran-dehilahy ireo.
# nirehitra ny hatezeran'Andriamanitra.
"fahatezerana" sy "nirehitra" dia milaza fahamafisana, fa tsy afo amin'izao. D.H: "Ny fahatezeran'Andriamanitra nirehitra toy ny afo" na "Tezitra mafy Yaveh"