plt_tn/jos/07/01.md

414 B

ireo zavatra natokana ho amin'ny fandravana

"ireo zavatra izay efa nolazain'Andriamnitra dia tsy maintsy hatokan'izy ireo ho Azy amin'ny fandravana ireo.

Hakana...Karmy...Zabdia...Zera

Anaran-dehilahy ireo.

nirehitra ny hatezeran'Andriamanitra.

"fahatezerana" sy "nirehitra" dia milaza fahamafisana, fa tsy afo amin'izao. D.H: "Ny fahatezeran'Andriamanitra nirehitra toy ny afo" na "Tezitra mafy Yaveh"