# ireo zavatra natokana ho amin'ny fandravana "ireo zavatra izay efa nolazain'Andriamnitra dia tsy maintsy hatokan'izy ireo ho Azy amin'ny fandravana ireo. # Hakana...Karmy...Zabdia...Zera Anaran-dehilahy ireo. # nirehitra ny hatezeran'Andriamanitra. "fahatezerana" sy "nirehitra" dia milaza fahamafisana, fa tsy afo amin'izao. D.H: "Ny fahatezeran'Andriamanitra nirehitra toy ny afo" na "Tezitra mafy Yaveh"