plt_tn/jos/06/20.md

12 lines
390 B
Markdown

# nihiakiaka mafy ny vahoaka
"nihoraka ny vahoakan'Israely"
# nitsoka ny trompetra
"naneno mafy ireo trompetra" na "nitsoka ny trompetra tandrok'osy"
# tamin'ny lelan-tsabatra
Na dia nampiasa ireo sabatra ny ankamaroan'ireo vahoakan'Israely, dia azo aseho aminin'ny fihetsika herisetra na ady amin'ny ankapobeny izany. D.H: "miaraka amin'ny sabatra maranitr'izy ireo" na "amin'ny ady"