# nihiakiaka mafy ny vahoaka "nihoraka ny vahoakan'Israely" # nitsoka ny trompetra "naneno mafy ireo trompetra" na "nitsoka ny trompetra tandrok'osy" # tamin'ny lelan-tsabatra Na dia nampiasa ireo sabatra ny ankamaroan'ireo vahoakan'Israely, dia azo aseho aminin'ny fihetsika herisetra na ady amin'ny ankapobeny izany. D.H: "miaraka amin'ny sabatra maranitr'izy ireo" na "amin'ny ady"