plt_tn/jos/06/20.md

390 B

nihiakiaka mafy ny vahoaka

"nihoraka ny vahoakan'Israely"

nitsoka ny trompetra

"naneno mafy ireo trompetra" na "nitsoka ny trompetra tandrok'osy"

tamin'ny lelan-tsabatra

Na dia nampiasa ireo sabatra ny ankamaroan'ireo vahoakan'Israely, dia azo aseho aminin'ny fihetsika herisetra na ady amin'ny ankapobeny izany. D.H: "miaraka amin'ny sabatra maranitr'izy ireo" na "amin'ny ady"