plt_tn/jos/06/15.md

16 lines
376 B
Markdown

# ireo vahoaka
Ity dia maneho ny vahoakan'Israely.
# nitsoka ireo trompetra tandrok'osy
"naneno mafy ny trompetra" na "nitsoka ny trompetra tandrok'osy"
# efa nomen'i Yaveh anareo
Josoa dia milaza fa Yaveh hanome tanàna taneraka azy ireo amin'ny filazana izay efa nomeny azy ireo sahady.
# nomena anareo
Ny teny "ianareo" dia maneho ny firenena manontolon'ny Israely.