plt_tn/jos/06/15.md

376 B

ireo vahoaka

Ity dia maneho ny vahoakan'Israely.

nitsoka ireo trompetra tandrok'osy

"naneno mafy ny trompetra" na "nitsoka ny trompetra tandrok'osy"

efa nomen'i Yaveh anareo

Josoa dia milaza fa Yaveh hanome tanàna taneraka azy ireo amin'ny filazana izay efa nomeny azy ireo sahady.

nomena anareo

Ny teny "ianareo" dia maneho ny firenena manontolon'ny Israely.