# ireo vahoaka Ity dia maneho ny vahoakan'Israely. # nitsoka ireo trompetra tandrok'osy "naneno mafy ny trompetra" na "nitsoka ny trompetra tandrok'osy" # efa nomen'i Yaveh anareo Josoa dia milaza fa Yaveh hanome tanĂ na taneraka azy ireo amin'ny filazana izay efa nomeny azy ireo sahady. # nomena anareo Ny teny "ianareo" dia maneho ny firenena manontolon'ny Israely.