plt_tn/jos/06/12.md

20 lines
451 B
Markdown

# ireo mpisorona fito....ireo trompetra fito
"mpisorona 7...trompetra 7"
# nitsoka ny trompetra
Ity dia midika fa notsofan'izy ireo ny trompetrany, noho izy ireo no mahatonga tabataba mafy, amin'ny fizaram-potoana. D.H: "naneno mafy hatrany ny trompetra" na "nitsoka ny trompetra tandrok'osy hatrany"
# tamin'ny andro faharoa
Ny andro manaraka
# Nanao izany izy ireo
Nandeha nanodidina an'ny Jeriko isan'andro Israely.
# enin'andro
"andro 6"