plt_tn/jos/06/12.md

451 B

ireo mpisorona fito....ireo trompetra fito

"mpisorona 7...trompetra 7"

nitsoka ny trompetra

Ity dia midika fa notsofan'izy ireo ny trompetrany, noho izy ireo no mahatonga tabataba mafy, amin'ny fizaram-potoana. D.H: "naneno mafy hatrany ny trompetra" na "nitsoka ny trompetra tandrok'osy hatrany"

tamin'ny andro faharoa

Ny andro manaraka

Nanao izany izy ireo

Nandeha nanodidina an'ny Jeriko isan'andro Israely.

enin'andro

"andro 6"