# ireo mpisorona fito....ireo trompetra fito "mpisorona 7...trompetra 7" # nitsoka ny trompetra Ity dia midika fa notsofan'izy ireo ny trompetrany, noho izy ireo no mahatonga tabataba mafy, amin'ny fizaram-potoana. D.H: "naneno mafy hatrany ny trompetra" na "nitsoka ny trompetra tandrok'osy hatrany" # tamin'ny andro faharoa Ny andro manaraka # Nanao izany izy ireo Nandeha nanodidina an'ny Jeriko isan'andro Israely. # enin'andro "andro 6"