plt_tn/jos/06/10.md

316 B

Aoka tsy hisy feo hivoaka amin'ny vavanareo

Feo mivoaka amin'ny vavan'olona dia manambara ny resak'olona na fikiahina. D.H: "Aza mikikiaka na miteny"

Fa Josoa nandidy an'ireo vahoaka

Efa nandidy ny vahoaka i Josoa talohan'ny nanombohan'izy nandeha nanodidina ny tanàna. D.H: "Efa nandidy ny vahoaka i Josoa"