# Aoka tsy hisy feo hivoaka amin'ny vavanareo Feo mivoaka amin'ny vavan'olona dia manambara ny resak'olona na fikiahina. D.H: "Aza mikikiaka na miteny" # Fa Josoa nandidy an'ireo vahoaka Efa nandidy ny vahoaka i Josoa talohan'ny nanombohan'izy nandeha nanodidina ny tanĂ na. D.H: "Efa nandidy ny vahoaka i Josoa"