plt_tn/jos/06/10.md

8 lines
316 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Aoka tsy hisy feo hivoaka amin'ny vavanareo
Feo mivoaka amin'ny vavan'olona dia manambara ny resak'olona na fikiahina. D.H: "Aza mikikiaka na miteny"
# Fa Josoa nandidy an'ireo vahoaka
Efa nandidy ny vahoaka i Josoa talohan'ny nanombohan'izy nandeha nanodidina ny tanàna. D.H: "Efa nandidy ny vahoaka i Josoa"