plt_tn/jos/06/01.md

435 B

Ary

Ity teny ity dia nampiasaina anamarihana ny fapotehina tao amin'ny tantara lehibe. Eto ny mpanoratra milaza ny nahatonga ny vavahadin'ny Jeriko nikatona sy nidy.

efa natolotro teo an-tananao Jeriko, ny mpanjakany, ary ireo miaramila voahomany.

Yaveh miresaka amin'i Josoa izay tena ho ataony amin'izany amin'ny filazana izay efa nahavitany izany sahady.

teo an-tananao

Ity dia midika hoe "teo amin'ny fanaraha-maso nao"