plt_tn/jos/06/01.md

12 lines
435 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ary
Ity teny ity dia nampiasaina anamarihana ny fapotehina tao amin'ny tantara lehibe. Eto ny mpanoratra milaza ny nahatonga ny vavahadin'ny Jeriko nikatona sy nidy.
# efa natolotro teo an-tananao Jeriko, ny mpanjakany, ary ireo miaramila voahomany.
Yaveh miresaka amin'i Josoa izay tena ho ataony amin'izany amin'ny filazana izay efa nahavitany izany sahady.
# teo an-tananao
Ity dia midika hoe "teo amin'ny fanaraha-maso nao"