# Ary Ity teny ity dia nampiasaina anamarihana ny fapotehina tao amin'ny tantara lehibe. Eto ny mpanoratra milaza ny nahatonga ny vavahadin'ny Jeriko nikatona sy nidy. # efa natolotro teo an-tananao Jeriko, ny mpanjakany, ary ireo miaramila voahomany. Yaveh miresaka amin'i Josoa izay tena ho ataony amin'izany amin'ny filazana izay efa nahavitany izany sahady. # teo an-tananao Ity dia midika hoe "teo amin'ny fanaraha-maso nao"