plt_tn/jos/05/14.md

458 B

Hoy izy

Ny teny "izy" dia maneho ilay lehilahy itan'i Josoa.

Tsia

Ity dia fiatomboan'ny valin-tenin-dralehilahy tamin'ny fanontanian'i Josoa, "ho anay ianao sa ho an'ny fahavalonay?" Tokony hazava tsara izany izany valin-teny fohifohy izany. D.H: "Tsy ho anareo aho no tsy ho fahavalonareo"

Josoa niankohoka tamin'ny tany mba hanompo

Ity dia fihetsiky ny fanompoana iray.

Esory amin'ny tongotrao ny kapanao

Ity dia fihetsiky ny fanajana iray.