# Hoy izy Ny teny "izy" dia maneho ilay lehilahy itan'i Josoa. # Tsia Ity dia fiatomboan'ny valin-tenin-dralehilahy tamin'ny fanontanian'i Josoa, "ho anay ianao sa ho an'ny fahavalonay?" Tokony hazava tsara izany izany valin-teny fohifohy izany. D.H: "Tsy ho anareo aho no tsy ho fahavalonareo" # Josoa niankohoka tamin'ny tany mba hanompo Ity dia fihetsiky ny fanompoana iray. # Esory amin'ny tongotrao ny kapanao Ity dia fihetsiky ny fanajana iray.