plt_tn/jos/05/14.md

16 lines
458 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Hoy izy
Ny teny "izy" dia maneho ilay lehilahy itan'i Josoa.
# Tsia
Ity dia fiatomboan'ny valin-tenin-dralehilahy tamin'ny fanontanian'i Josoa, "ho anay ianao sa ho an'ny fahavalonay?" Tokony hazava tsara izany izany valin-teny fohifohy izany. D.H: "Tsy ho anareo aho no tsy ho fahavalonareo"
# Josoa niankohoka tamin'ny tany mba hanompo
Ity dia fihetsiky ny fanompoana iray.
# Esory amin'ny tongotrao ny kapanao
Ity dia fihetsiky ny fanajana iray.