plt_tn/jos/05/13.md

12 lines
519 B
Markdown

# nanandratra ny masony ary nijery, ary indro, nisy lehilahy iray nijoro
Eto ny fiandrandrana dia voalaza tahaka an'i Josoa ara-bakiteny nanandratra ny masony teo amin'ny tanany. D.H: "niandrandra izy ary nahita izany lehilahy nijoro izany"
# indro
Ny teny "indro" dia mampiomana antsika hitandrina tsara amin'ny vaovao. Ny fiteninao dia mety hanana ny fomba fampiasa izany.
# notsoahiny ny sabany ary teny an-tanany izany
Etoana ny teny "izy" sy "azy" dia maneho amin'ny lehilahy izay nijoro teo anoloan'i Josoa.