plt_tn/jos/05/13.md

519 B

nanandratra ny masony ary nijery, ary indro, nisy lehilahy iray nijoro

Eto ny fiandrandrana dia voalaza tahaka an'i Josoa ara-bakiteny nanandratra ny masony teo amin'ny tanany. D.H: "niandrandra izy ary nahita izany lehilahy nijoro izany"

indro

Ny teny "indro" dia mampiomana antsika hitandrina tsara amin'ny vaovao. Ny fiteninao dia mety hanana ny fomba fampiasa izany.

notsoahiny ny sabany ary teny an-tanany izany

Etoana ny teny "izy" sy "azy" dia maneho amin'ny lehilahy izay nijoro teo anoloan'i Josoa.