# nanandratra ny masony ary nijery, ary indro, nisy lehilahy iray nijoro Eto ny fiandrandrana dia voalaza tahaka an'i Josoa ara-bakiteny nanandratra ny masony teo amin'ny tanany. D.H: "niandrandra izy ary nahita izany lehilahy nijoro izany" # indro Ny teny "indro" dia mampiomana antsika hitandrina tsara amin'ny vaovao. Ny fiteninao dia mety hanana ny fomba fampiasa izany. # notsoahiny ny sabany ary teny an-tanany izany Etoana ny teny "izy" sy "azy" dia maneho amin'ny lehilahy izay nijoro teo anoloan'i Josoa.