plt_tn/jos/05/01.md

12 lines
568 B
Markdown

# nitsonika ny fon'izy ireo, ary tsy nisy fanahy intsony tao amin'izy ireo
Ireo fehezanteny roa ireo amin'ny ankapobeny dia midika zavatra mitovy ary manasongadina ny hamafin'ny tahotry ny fon'izy ireo.
# nitsonika ny fon'izy ireo
Etoana "ireo fo" dia manambara herim-po. Natahotra izany izy ireo raha nitsonika tahaka ny savoka anaty afo ny herim-pon'izy ireo. D.H: ""very ny herim-pon'izy ireo rehetra."
# tsy nisy fanahy intsony tao amin'izy
Etoana "fanahy" dia maneho ny herin'izy ireo mba hiady. D.H: "tsy nanana ny hery rehetra hiadivana intsony izy ireo"