plt_tn/jos/05/01.md

568 B

nitsonika ny fon'izy ireo, ary tsy nisy fanahy intsony tao amin'izy ireo

Ireo fehezanteny roa ireo amin'ny ankapobeny dia midika zavatra mitovy ary manasongadina ny hamafin'ny tahotry ny fon'izy ireo.

nitsonika ny fon'izy ireo

Etoana "ireo fo" dia manambara herim-po. Natahotra izany izy ireo raha nitsonika tahaka ny savoka anaty afo ny herim-pon'izy ireo. D.H: ""very ny herim-pon'izy ireo rehetra."

tsy nisy fanahy intsony tao amin'izy

Etoana "fanahy" dia maneho ny herin'izy ireo mba hiady. D.H: "tsy nanana ny hery rehetra hiadivana intsony izy ireo"