# nitsonika ny fon'izy ireo, ary tsy nisy fanahy intsony tao amin'izy ireo Ireo fehezanteny roa ireo amin'ny ankapobeny dia midika zavatra mitovy ary manasongadina ny hamafin'ny tahotry ny fon'izy ireo. # nitsonika ny fon'izy ireo Etoana "ireo fo" dia manambara herim-po. Natahotra izany izy ireo raha nitsonika tahaka ny savoka anaty afo ny herim-pon'izy ireo. D.H: ""very ny herim-pon'izy ireo rehetra." # tsy nisy fanahy intsony tao amin'izy Etoana "fanahy" dia maneho ny herin'izy ireo mba hiady. D.H: "tsy nanana ny hery rehetra hiadivana intsony izy ireo"