plt_tn/jos/04/22.md

12 lines
381 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Josoa mampatsiahy hatrany ny vahoaka ny tanjona amin'ireo tontam-bato.
# Teneno ny zanakareo
Izany dia hoan'ny Israely mba hampianatra ny zanak'izy ireo ny fahagagan'Andriamanitra ka hahatonga azy ireo hanome voninahitra an'i Yaveh mandrakizay.
# mahery ny tanan'i Yaveh
Ity dia maneho ny tanjak'i Yaveh ho mafy. D.H: "Yaveh dia mahery"