plt_tn/jos/04/22.md

381 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Josoa mampatsiahy hatrany ny vahoaka ny tanjona amin'ireo tontam-bato.

Teneno ny zanakareo

Izany dia hoan'ny Israely mba hampianatra ny zanak'izy ireo ny fahagagan'Andriamanitra ka hahatonga azy ireo hanome voninahitra an'i Yaveh mandrakizay.

mahery ny tanan'i Yaveh

Ity dia maneho ny tanjak'i Yaveh ho mafy. D.H: "Yaveh dia mahery"