# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Josoa mampatsiahy hatrany ny vahoaka ny tanjona amin'ireo tontam-bato. # Teneno ny zanakareo Izany dia hoan'ny Israely mba hampianatra ny zanak'izy ireo ny fahagagan'Andriamanitra ka hahatonga azy ireo hanome voninahitra an'i Yaveh mandrakizay. # mahery ny tanan'i Yaveh Ity dia maneho ny tanjak'i Yaveh ho mafy. D.H: "Yaveh dia mahery"