plt_tn/jos/04/17.md

12 lines
453 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ny mpanoratra dia nanao azy mazava tsara fa ny fizaran'ny Reniranon'ny Jordana dis tsy nisy hafa ny fizaran'ny Ranomasina Mena ho an'ny taranaka teo aloha.
# dia niverina tamin'ny toerany ary nihoatra ny morony ny reniranon'i Jordana
Ny Renirano'ny Jordana dia nanafotra ny morony ary tondran-drano ny faritra tao aloha sy tao aorian'ny nandalovan' ny Israely teo amin'ny tany maina.
# efatra andro
"4 andro"